Mediatôro “Fender”

Fitaovana kely tena miasa amintsika mpitendry gloom na ireo vao manomboka na ireo efa matianina.Ny mediatôro “Fender” dia manana ny mampiavaka azy satria dia sady manova ny feo avoakan’ny gloom nao izy no sady mitandrina ny faharetan’ireo tady tsy hamitsitra vetivety.

Io fanimbana tady vetivety io manko no mahatonga ireo mpitendry gloom maro ny tsy hampiasa ny mediatôro. Ankehitriny izany dia afaka mandry ivon’ny vato ianao fa ny mediatôro “Fender” dia hanampy anao ahazo fy ny fitendrena ny gloom.

Misy avokoa ny ateviny izay tadiavinao manomboka amin’ny 0,46mm hatramin’ny 1,72mm amin’ny vidiny Ar 5.000 monja.

Azonao jifaina eny amin’ny masoivoho MSR rehetra (Isoraka, Antaninandro, Tsiazotafo, Tanambao V (Toamasina)).PICK FENDER