Mikrô tsy misy tady

wlm-1Tonga ihany ny mikrô tsy misy tady izay tena ilaina tokoa ami’nny seham-pifandraisana rehetra ary indrindra amin’ny seho imason’olona maro toy ny fanambadiana, fandevenana, kabary famaranana fikaroam-pianarana sns.

Ny marika BOSE sy SHURE dia isan’ireo marika tena manana ny lazany amin’ny sehatra famokarana mikrô. Hitanao manerana ny teoram-pivarotana MSR Antananarivo sy Toamasina.Tongasoa ary manjifa iray e!

wlm-2