Fitsapam-pahaizana Maimaipoana.

Misy Fitsapa-pahaizana roa amin’ny taranja Anglisy sy Frantsay atolotray anao.Tsara ny manamarika fa tsy maintsy misoratra anarana ianao vao afaka manao izany fitsapana maimaipoana izany.

Ny Fitsapana sy ny mombamomba anao dia mijanona ho tsiambaratelon’ny CENTRE RMF CENTER.Manaiky ianao fa ho arahan’ny CENTRE RMF CENTER hatrany amin’ny fidiranao ho mpiofana ao aminy.

Ekenao fa ny fitsapa-pahaizana izay ho ataonao ato amin’ity tranok’ala ity dia tsy manan-danja raha tsy mandalo ny fitsapa-pahaizana am-bava eny amin’ny masoivoho CENTRE RMF CENTER ianao.

Flag_France
Flag_USA